Teny iditra hefarana (efatra)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Mandritra ny efatra andro: Nijanona hefarana teto izy dia lasa
¶ Halavam-potoana efatra andro: Nandritra ny hefarana no naharetan' ny fanadinanay [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay quatre jours [Abinal 1888]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31