Teny iditra | hefy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Halana, maingoka [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | Scorpion [1.13] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Mpanahaka | maingoka ~ mambambohitra | |
Fivaditsoratra | fehy, fihe, hefy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |