Teny iditra helatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazavana mitsoriaka eny ana habakabaka amin'ny oram-baratra, tselatra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Lightning [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 Coruscation, fulguration. [Mal. Kelat.]
¶ Fig. swift, quick
¶ See tselatra. [Richardson 1885]
 A flash of light [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay Éclair [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974, Veyrières 1913, Beaujard 1998]
 Miroitement [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 Reflet de la lumière [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 ¶ Figuré: vitesse, promptitude [Abinal 1888]
  [Tanala] Miroitement de la lumière [Beaujard 1998]
Sampanteny 
Ohatra Toy ny helatra kosa no nanjerako ny fonjam-by teo amin' ny lohany. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 131]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31