Teny iditra (1/2) | 1 helo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
mivezika 4 [1.1] Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] hovering, wavering, as something above a window. See helana, hero-hero. |
Tovy hevitra | 6 helohelo |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 helo |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2, 1.7] hell |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.8] l'enfer |
Voambolana |
13 Fivavahana, finoana |
Lahatsoratra |
14 Randzavola: helo ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |