Teny iditra | hembitra | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fiantsambotra, fiontanan' ny vatana na ny saina, fahatairana. [Rajemisa 1985] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | hembitra | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fandikana frantsay | [Tankarana] empêchement, arrêt. [David 1952 (takila E)] | |||
Teny mitovy hevitra | embitra | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |