|
|
|
|

Teny iditra1  hemoroida
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Aretina atao koa hoe "mivoaka tsinaim-body", avy amin' ny fivontosan' ny vena amin' ny tapany farany amin' ny tsinay ka manomboka amin' ny hidihidy, na ao anaty na eo ivelany, ary misy ra mandeha; kitso
Voambolana  4  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07