Teny iditra | 1 hena baolina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] toton-kena boribory kely nasiana tavin-kisoa sy tongolo na dipoavatra ka endasina atao mendimendy tsara |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] boulette de viande |
Singan-teny | 5 hena, baolina |
Fivaditsoratra | 6 hena baolina, nibelahanao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |