Teny iditra |
henamaso
(henatra, maso)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao ¶ Haja, fanajana:
Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo. [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | (hena-maso) respect of persons, awe, respect. [Richardson 1885]
|
| (hena-maso) respect of persons;
eye-service, the doing of something because one is being watched;
fearful of what others will think or say [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | crainte des autres; honte;
craindre ce que penseront ou diront les gens [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|