|
|
|
|

Teny iditra1  henan-kisoa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] viande de porc
Ohatra  4  [1.38] Samy mifady henan-kisoa ny Jiosy sy ny Mahomedana.
Voambolana  5  Toe-karena: hanina
Singan-teny  6  hena, kisoa
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny henan-kisoa io

Fivaditsoratra  8  hakonesany, hasonenika, henan-kisoa, hikesonana, hikonesana, hikosenana, nikosehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21