|
|
|
|

Teny iditra1  henarana
Fototeny  2  henatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny olona izay mahamenatra noho ny fanajana be loatra ananana aminy: Ny reniny no henaran' Ikoto noho ny rainy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be made ashamed.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  hanarena, hanerana, harañane, henarana, nañahare

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21