|
|
|
|

Teny iditra1  hena ratsy
Singan-teny  2  hena, ratsy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina
Ohatra  5  Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra. [2.857#]
Tovy hevitra  6  henam-paty

Fivaditsoratra  7  hasetrany, hatresany, hena ratsy, hitserana, itresahan, nasehatry, nisehatra, nitresaha, tresahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21