Teny iditra hena ritra (hena, ritra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy hena nohandroina ho ritra ny fahandroana azy; hena noritina ka tsy misy rano intsony fa menaka sisa [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy beef cooked till the juice is all boiled [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay viande cuite jusqu'à ce que le liquide soit évaporé [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31