Teny iditra | 1 hena ritra |
Singan-teny | 2 hena, ritra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] hena nohandroina ho ritra ny fahandroana azy; hena noritina ka tsy misy rano intsony fa menaka sisa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] beef cooked till the juice is all boiled |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] viande cuite jusqu'à ce que le liquide soit évaporé |
Fivaditsoratra | 7 hena ritra, hiaretran, narehitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |