Teny iditra | 1 hena varanga |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilazana ny henam-pandroana notehirizina tamin' ny menaka nahandroana azy ka naharitra tamin' ny fandroana manaraka |
Singan-teny | 4 hena, varanga |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |