Teny iditra | 1 hena velona aho nandre izany |
Singan-teny | 2 hena, velona, aho, mandre, izany |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (ny hena vao noraisina dia mihararetra kely): enti-milaza fa nangovitra iray ihany ny tena nandre izany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |