| Teny iditra | 1 hendratre |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanala] taitra tampoka ka tsy mahateny intsony: ka ba mañisy an'io koja fa mahendratre ny akama ( aza mba manao izany fa manapaka lalan-drà ny sasany)
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|