Teny iditra (1/2) | 1 henjy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 7 henjihenjy |
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/2) | 9 henjy |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce de poisson. |
Voambolana |
12 Haibiby: trondro |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |