Teny iditra | 1 hentsina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Voatohana tsy afa-mivoaka ka mihandrona fa tsentsina; enti-milaza ny orona tsy avy miaina fa tampin' ny sery |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Embarrassé, obstrué, se dit du nez, quand on a un rhume de cerveau |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 9 hentsina, hitsenan, netsahin |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |