|
|
|
|

Teny iditra1  herezina
Fototeny  2  hery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao amin-kerimpo, amin-joto, amin-kafanam-po: Herezo ny fiasa, ry mpiray tanindrazana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be done courageously
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on fait avec courage
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11