|
|
|
|

Teny iditra1  herim-po
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] herin' ny sitra-po mandresy ny tahotra sy ny henatra ary tsy mikendry afa-tsy ny hahavita zavatra ka milofo hatramin' ny farany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] courage, willingness to exert oneself
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] courage, vigueur
Voambolana  6  Ontam-po
Singan-teny  7  hery, fo
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07