Teny iditra | 1 herim-po |
Singan-teny | 2 hery, fo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] herin' ny sitra-po mandresy ny tahotra sy ny henatra ary tsy mikendry afa-tsy ny hahavita zavatra ka milofo hatramin' ny farany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] courage, willingness to exert oneself |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] courage, vigueur |
Voambolana |
7 Ontam-po |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny herim-po io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |