Teny iditra | 1 hetotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Rivotra avy any amin' ny tsinay, izay mivoaka avy ao amin' ny vava fivalanana ka mitsefotra na manao feo hafahafa tsy saro-pantarina |
Voambolana |
4 Fahasalamana 5 Feo |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 8 hatoetr, hetotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |