|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  heverina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Eritreretina: Tsy noheverinao akory ny teny holazainao
Dinihina, saintsainina, alaina ambony alaina ambany: Hevero tsara ny amin' ny ho avinao
Atao: Heverinao ho adala angaha aho?
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be thought of
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on pense
Fototeny  6  hevitra
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny heverina io

Teny iditra (2/2)14  heverina
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1] Mihozongozondoha, mihevingevina ny loha: Sady efa lehibe no manana aretina Ingahy Rakoto ka sady pahina no heverina
Fototeny  17  hevitra

Fivaditsoratra  18  heverina, hiverena, iheveran, nihevera, virehane

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21