Teny iditra (1/2) | 1 heverina |
Fototeny | 2 hevitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Eritreretina: Tsy noheverinao akory ny teny holazainao Dinihina, saintsainina, alaina ambony alaina ambany: Hevero tsara ny amin' ny ho avinao Atao: Heverinao ho adala angaha aho? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be thought of |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on pense |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny heverina io |
Teny iditra (2/2) | 14 heverina |
Fototeny | 15 hevitra |
Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Mihozongozondoha, mihevingevina ny loha: Sady efa lehibe no manana aretina Ingahy Rakoto ka sady pahina no heverina |
Fivaditsoratra | 18 heverina, hiverena, iheveran, nihevera, virehane |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |