Teny iditra | 1 hevi-teny |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5#143] explication de mot |
Ohatra |
5 [2.606#] Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. 6 [2.649#] Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra. |
Voambolana |
7 Haiteny |
Singan-teny | 8 hevitra, teny |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 hevi-teny, hiteveny, tevehiny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |