Teny iditra | hevi-dravina (hevitra, ravina) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | hevitra tsy izy, fiheverana kitoatoa sy raikiraiky; fisainana kitoatoa ary tsy marina [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny hevi-dravina io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |