|
|
|
|

Teny iditra1  hevi-dravina
Singan-teny  2  hevitra, ravina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] hevitra tsy izy, fiheverana kitoatoa sy raikiraiky; fisainana kitoatoa ary tsy marina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5#143] utopie, rêverie
6  [1.4.fr#544] mythe
Ohatra  7  Nampandamoaka ny ezaka noho ny hevi-dravina ideolojika sy ny finiavana hifehy ny "kilalao politika" eny ifotony [4.27#2008/03/28]
Voambolana  8  Filôzôfia
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny hevi-dravina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07