Teny iditra | 1 hevi-teny |
Singan-teny | 2 hevitra, teny |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5#143] explication de mot |
Ohatra |
6 Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [2.606#] 7 Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra. [2.649#] |
Voambolana |
8 Haiteny |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 hevi-teny, hiteveny, tevehiny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |