Teny iditra hevitra tsy azo tsy amin' olombelona (hevitra, tsy, azo, amy, olona, velona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy filazana fa ratsy ny mitompo teny fantatra fa tokony hodinidinihina amin' ny hafa izay hatao [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2010/09/11