Teny iditra hiala > mialaka (alaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] maka [Rakotosaona 1975]

Teny iditra hiala > ialana (ala)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885]
Haiendriteny 
ialana
ialako
ialanao
ialany
ialantsika
ialanay
ialanareo
ialan'
ialan-
ialam-
iala-
nialana
nialako
nialanao
nialany
nialantsika
nialanay
nialanareo
nialan'
nialan-
nialam-
niala-
hialana
hialako
hialanao
hialany
hialantsika
hialanay
hialanareo
hialan'
hialan-
hialam-
hiala-
ialao
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra hiala > miala (ala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka
¶ Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza
¶ Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria
¶ Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa
¶ Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to go out, to retire, to go away, to leave. [Richardson 1885]
 to leave, to go away [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay partir, quitter un lieu [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
miala
niala
hiala
mialà
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina... [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 181]
2Hiala ihany koa anefa aty aoriana. [Andraina: Mitaraina, takila 76]
Teny nalaina 

Teny iditra hiala > mialà (ala)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miala [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]