Teny iditra (1/2) | 1 hidihidy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fahamaimaizana mahazo ny hoditra ka mahate hihaotra: Loza ny hidihidy mahazo ahy fa voan' ny lay tatsy an-tokotany aho Fahamaimaizana ta hanao zavatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] an itch |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8] démangeaison 6 [1.3] prurit figuré: envie |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 hidihidy |
Fototeny | 10 hidy |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] serrement des dents, silence obstiné, paroles de colère; état de ce qui est serré, épais |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |