Teny iditra | hidimbare | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Ketsa: Hidimbare nohanin'aomby ny alohake mijaka ny avy ijakana (ketsa lanin'omby ny mpitaitra tonga aloha milaza ka ny avy afara ilazana) [1.78] | |
Tovy hevitra | idimbare | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |