Teny iditra | 1 hidin-drano |
Singan-teny | 2 hidy, rano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Voambolana |
4 Haitao |
Fanazavàna teny malagasy |
5 fefy namboarina hamiliana ny rano hanondraka ny tanimbary ka azo vohaina sy hidiana araka izay ilana azy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 vanne [1.13] |
Tsipelina hafa | 7 hidirano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20 |