Teny iditra hidin-drano (hidy, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fefy namboarina hamiliana ny rano hanondraka ny tanimbary ka azo vohaina sy hidiana araka izay ilana azy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay vanne [SLP 1986]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2010/09/15