Teny iditra | 1 hidin-drano |
Singan-teny | 2 hidy, rano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fefy namboarina hamiliana ny rano hanondraka ny tanimbary ka azo vohaina sy hidiana araka izay ilana azy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] vanne |
Voambolana |
6 Haitao |
Tsipelina hafa | 7 hidirano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20 |