|
|
|
|

Teny iditra1  hidin-trano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ny fanalahidy na ny sakana atao amin' ny varavarana na varavarankely
Singan-teny  4  hidy, trano
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny hidin-trano io

Fivaditsoratra  6  hatondriny, hidin-trano, hitondrany, tandrohiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21