Teny iditra (1/2) | 1 hifitra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy Fenofeno matavy |
Tovy hevitra | 4 hifotra |
Teny iditra (2/2) | 5 hifitra |
Sokajin-teny | 6 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mifitra |
Fototeny | 7 fitra |
Fivaditsoratra | 8 afihitr, fahitry, fihitra, hafitry, hifitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |