|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hihy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara] nify [1.78]
4 Ilay nofo mena manarona ny vody nify, akanjo-nify [1.1]
5 [Masikoro] nify [2.606#152]
Fanazavàna teny anglisy  6 the gums [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 les gencives [1.8]
Voambolana  8  Haiaina
Tovy hevitra  9 hihinify
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)11  hihy
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Fikikisana, fikaohana ny loto miraikitra amin-javatra; famoasana ny hoditry ny voankazo na ny ovy [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  29 mila hihiny

Teny iditra (3/3)30  hihy
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 [Tanosy] sohika [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04