Teny iditra (1/3) | 1 hihy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bara]
nify 4 [1.1] Ilay nofo mena manarona ny vody nify, akanjo-nify |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the gums |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] les gencives |
Voambolana |
7 Haiaina |
Tovy hevitra | 8 hihi-nify |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 hihy |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Fikikisana, fikaohana ny loto miraikitra amin-javatra; famoasana ny hoditry ny voankazo na ny ovy |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 20 hihy |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Tanosy]
sohika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |