Teny iditra hika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entam-barotra [1.1]

Teny iditra hika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina [1.1]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31