|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entam-barotra

Teny iditra (2/2)4  hika
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  ahik, haky, hika, kiha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31