|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  hike
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Mahafaly] mitsinjaka sady mikiake manao hoe : Hik! Hik! Hik! Hik!

Teny iditra (2/5)4  hike
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Mahafaly] farimpeo

Teny iditra (3/5)7  hike
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Mahafaly] karazan-dihy

Teny iditra (4/5)10  hike
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Tanosy] vangy

Teny iditra (5/5)13  hike    
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.17] dia an-tongotra lavitra

Fivaditsoratra  16  heky, hike, kehy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31