Teny iditra | 1 hilahila |
Fototeny | 2 hila |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin' ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 hila |
Fivaditsoratra | 11 hilahila, lahilahi, lahilahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |