Teny iditra him > hina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hery, fikelezana aina [1.1]
  [Sihanaka] Hery na hasin'ny maty [1.78]
Anaram-javamaniry 

Teny iditra him > hina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Entente, accord, union de pensée ou d'effort [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra him > hy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro, Tanala] Ankanjonify, hihy [1.78]
  [Taisaka] Akanjonify [1.78]
  [Bara] Nify [1.78]
  [Betsimisaraka] Nofo manarona ny vodinify, hihy [1.78]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra him > hy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] ilay, izay [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

him   
azy
Him, her, it, them; his, hers, its, theirs. Accusative and possessive case of izy. [1.2]
him, her, it, them (as object); his, hers, its, theirs [1.7]
-ny
His, hers, its, theirs, that, which; by him, her, them, or it. [1.2]
Lasany [lasa]. Taken by him, her, it or them. [1.2]
his, her, its. their ; by him, by her, by it, by them. [1.7]