|
|
|
|

Teny iditra1  himake
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Sakalava] Faharatsiantoeran' ny zaza ao an-kibon' ny reniny izay mahatonga azy hisisika an-tsisiny akaikin' ny moja, ary mahatonga an-dreniny kosa tsy hahay mitsangana loatra.
Voambolana  4  Fahasalamana
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Anarana :

Fivaditsoratra  7  akehim, himake, maheky, mihake, miheka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21