Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
hinjirina
Fototeny
2
hin
jitra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Henjanina:
Hinjirina ny tady
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
hinjirina
, hinjiriko, hinjirinao, hinjiriny, hinjirintsika, hinjirinay, hinjirinareo, hinjirin', hinjirin-, hinjirim-, hinjiri-
6
Ny lasa :
nohinjirina, nohinjiriko, nohinjirinao, nohinjiriny, nohinjirintsika, nohinjirinay, nohinjirinareo, nohinjirin', nohinjirin-, nohinjirim-, nohinjiri-
7
Ny hoavy :
hohinjirina, hohinjiriko, hohinjirinao, hohinjiriny, hohinjirintsika, hohinjirinay, hohinjirinareo, hohinjirin', hohinjirin-, hohinjirim-, hohinjiri-
8
Filaza mandidy :
hinjiro
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12