Teny iditra hintsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hirifiry amin' ny hatsiaka. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra hintsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-kazo maniry amin' ny toerana ambany any amorontsiraka atsinanana; betsaka no ampiasana ny hintsy: anaovana rafi-trano na rafitra madinika na tsivalan-kazo amin' ny lalamby, fa indrindra anaovan' ny Betsimisaraka lakana sy vatampaty [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay arbre (Intsia bijuga) [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Anarana siantifika Intsia bijuga
Fitovian-keviteny hintsina
Habaka Xylothèque de Jean-Claude Cerre (http://perso.orange.fr/cerre/poster/pages/Hintsina.htm)

2010/11/16