Teny iditra | 1 hira gasy |
Singan-teny | 2 hira, gasy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] entina milaza ny kabary, dihy, hira arahim-pihetsehana, ataon' ny olona maromaro iray tarika eny an-kalamanjana |
Ohatra |
5 Izay aho vao mba nahita akaiky mpanao hiragasy. [2.332#] 6 Nataony maresaka mihitsy, nanasany ny lafy valo ary niantsoany mpanao hiragasy. [2.332#] |
Fivaditsoratra | 7 higarasy, hira gasy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |