| Teny iditra (1/2) | 1 hirendrina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavà na teny frantsay |
3 [Tankarana] retraite aux flambeaux
[1.19] |
| Teny iditra (2/2) | 4 hirendrina |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavà na teny frantsay |
6 [Tankarana] luciole, mouche à feu
[1.19] |
| Voambolana | 7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tsipelina hafa | 8 karendrina, kirendri, kirendrina, rendrina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|