Teny iditra hirihiriny
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tana izy tsy misy fangarony; izy tsy mbola nisy fanampiny hafa: Raha vao mahita Malagasy mahay mandanjalanja sy tia fihavanana aho, dia hoy aho hoe "Izany ka mbola Malagasy hirihiriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Genuine, unadulterated, pure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vrai, tout à fait cela [1.8]

Teny iditra hirihiriny (hirihiry)
Sokajin-teny anarana hirihiry sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31